1 Ary tamin地y andro nanjakan段 Ahasoerosy (ity Ahasoerosy ity ilay nanjaka hatrany India ka hatrany Etiopia, ka nizarazara ho fito amby roa-polo amby zato toko ny fanjakany), 2 dia tamin段zany andro izany, raha nipetraka teo ambonin地y seza fiandrianian地y fanjakany, izay tany Sosana renivohitra, Ahasoerosy mpanjaka, 3 tamin地y taona fahatelo nanjakany, dia nanao fanasana ho an地y mpanapaka sy ny mpanompony rehetra izy; Ary teo anatrehany koa ny lehiben地y miaramilan段 Persia sy Media sy ny mpanapaka mbamin段reo komandin地y isan-tokony amin地y fanjakany; 4 Ary nasehony andro maro, dia ny valo-polo amby zato andro, ny harena amam-boninahitry ny fanjakany Ary ny tabiha sy rehareha momba ny fahelehibiazany. 5 Ary rehefa tapitra izany andro izany, ny olona rehetra izay tany Sosana renivohitra, na lehibe na kely, dia nanaovan地y mpanjaka fanasana naharitra hafitoana teo amin地y kianjan地y tanimbolin地y tranon地y mpanjaka; 6 Ary nisy lamba fotsy misoratsoratra sy manga nifehy tamin地y kofehy rongony fotsy sy volomparasy tamin地y masom-bolafotsy sy tsangantsangany vato marmora fotsy; Ary nisy farafara volamena sy volafotsy teo amin地y lampivato alabastara sy marmora tsy sy hara Ary marmora mainty. 7 Ary ny olona dia nampisotroina tamin地y kapoaka volamena (samy hafa avokoa ny kapoaka), Ary betsaka ny divain地y andriana araka ny fanomen地y mpanjaka. 8 Ary ny nisotroan地y olona dia araka ny tenin地y andriana, ka tsy nisy nanery; fa toy izany no nandidian地y mpanjaka ny mpitandrina ny tranony rehetra mba hanaovan地y olona araka izay sitrapony avy. 9 Ary Vasty, vadin地y mpanjaka, dia mba nanao fanasana ho an地y vehivavy koa tao amin地y tranom-panjakana, izay an段 Ahasoerosy mpanjaka. 10 Ary tamin地y andro fahafito, nony faly ny fon地y mpanjaka azon地y divay, dia nomeny teny Mehomana sy Bizta sy Harbona sy Bigta sy Abagta sy Zetara Ary Karakasa, tsindranolahy fito izay nanompo teo anatrehan段 Ahasoerosy mpanjaka, 11 Mba hitondra an段 Vasty, vadin地y mpanjaka, ho eo anatrehan地y mpanjaka, misatroka ny satroboninahitry ny fanjakana, mba haseho amin地y olona sy ny mpanapaka ny hatsara-tarehiny; fa maha-te-hizaha izy. 12 Fa Vasty vadin地y mpanjaka nand� ny tenin地y mpanjaka nentin地y tsindranolahy ka tsy nety nankany. Dia tezitra loatra ny mpanjaka, ka nirehitra tao am-pony ny fahatezerany. 13 Dia hoy ny mpanjaka tamin地y olon-kendry izay mpanandro (toy izany no nanaovana ny raharahan地y mpanjaka teo anatrehan段zay rehatra nahalala lal瀟a sy fitsarana; 14 Ary teo akaikiny dia Karsena, Setara, Admata, Tarsisy, Maresa, Marsena, Memokana, mpanapaka fito tamin段 Persia sy Media, izay nahita ny tarehin地y mpanjaka ka nipetraka tamin地y fitoerana aloha teo amin地y fanjakana): 15 Ahoana no hanaovana an段 Vasty, vadin地y mpanjaka, raha araka ny lal瀟a, satria tsy nankato ny didiko, izaho Ahasoerosy mpanjaka, nentin地y tsindranolahay izy ? 16 Dia namaly Memokana teo anatrehan地y mpanjaka sy ny mpanapaka ka nanao hoe: Tsy tamin地y mpanjaka sy ny mpanapaka ka nanao hoe: Tsy tamin地y mpanjaka ihany no nanaovan段 Vasty, vadin地y mpanjaka, izao ratsy izao, fa tamin地y mpanapaka rehetra koa sy ny vahoaka rehetra isan-tokony eran地y fanjakan段 Ahasoerosy mpanjaka; 17 fa hiely any amin地y vehivavy rehetra izao zavatra nataon地y vadin地y mpanjaka izao, ka hanaovany ny vadiny ho tsinontsinona eo imasony, fa samy hanao hoe: Ahasoerosy mpanjaka aza nandidy an段 Vasty vadiny ho entina eo anatrehany, nefa tsy nety izy. 18 Ary na dia amin段zao andro izao aza ny andriambavin段 Persia sy Media, izay mandre ny nataon地y vadin地y mpanjaka, dia samy hilaza izany amin地y mpanapaka rehetra voatendrin地y mpanjaka; ka dia ho loza loatra ny famingavingana sy ny faniratsirana. 19 Koa raha sitraky ny mpanjaka, dia aoka hisy didim-panjaka hivoaka avy eto amin地y mpanjaka ka hosoratana ao amin地y lal瀟段 Persia sy Media ka dia tsy hovana, fa tsy hahazo hankeo anatrehan段 Ahasoerosy mpanjaka intsony Vasty; Ary ny voninahitr段 Vasty dia aoka homen地y mpanjaka ho an段zay vehivavy hafa tsara noho izy. 20 Ary raha torina eran地y fanjakany rehetra (fa lehibe izany) ny lal瀟地y mpanjaka izay hataony, dia samy hanome voninahitra ny vadiny avy, na lehibe na kely, ny vehivavy rehetra. 21 Dia sitraky ny mpanjaka sy ny mpanapaka izany teny izany; ka dia nanao araka ny tenin段 Memokana ny mpanjaka, 22 ka nampitondra taratasy izy ho any amin地y isan-tokony araka ny sorany avy, Ary isam-pirenena araka ny fiteniny avy, mba hahatapaka ny ao an-tranony avy ny lehilahy rehetra, Ary samy hiteny araka ny fiteniny avy isam-pirenena.